|
|
|
|

Teny iditra1  zaza kamboty
Singan-teny  2  zaza, kamboty
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zaza maty ray sy reny
Ohatra  5  Dia mamaky ny raharaha efa vita tamy ny volana lasa sy mampiseho izay toko ho mety amy ny fahazoana vola hamelomana ireo zazakamboty ireo. [2.59#]
Mpanahaka  6  zazakambotyila
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23