|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zazavavindrano
Singan-teny  2  zazavavy, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
Ohatra  5  Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5]
6  zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508#74]
Voambolana  7  Fivavahana, finoana
Lohateny 

Teny iditra (2/2)9  Zazavavindrano
Singan-teny  10  zazavavindrano
Sokajin-teny  11  anarana (lohatenin' boky)
Fanazavàna teny frantsay  12  roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [1.59]
Voambolana  13  Haisoratra: boky
Mpanoratra  14  Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy  15  Librairie Mixte, 1972. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 143
Sary 
16 

Fivaditsoratra  17  Zazavavindrano, zazavavindrano, Zazavavindrano, zazavavindrano

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21