Teny iditra zo-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zotra
Kamban-teny 

Teny iditra zo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Civil rights; the right to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Droits civiques [1.8]
 Droit [1.13, 1.5]
Ohatra 
1Manana zo feno ny zaza raha vao teraka [2.445]
2Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : zo, zoko, zonao, zony, zontsika, zonay, zonareo, zon', zon-, zom-
Tovonana : -jo, -joko, -jonao, -jony, -jontsika, -jonay, -jonareo, -jon', -jon-, -jom-
Kamban-teny 
Lohateny Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona
Zon' ny Olombelona
Ohabolana 

Teny iditra zo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Haja amam-boninahitra, laza soa
Hasina: zoko ny anajanao ny firazanako. / mizaka ny zom-pirenena malagasy aho
Tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, " [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Renown, fame [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Célébrité [1.3, 1.8]
 Honneur [1.3, 1.5]
 Renommée, réputation
Bonheur, chance heureuse, bonne fortune [1.3]
 Renom
Promesses de l'avenir [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : zo, zoko, zonao, zony, zontsika, zonay, zonareo, zon', zon-, zom-
Tovonana : -jo, -joko, -jonao, -jony, -jontsika, -jonay, -jonareo, -jon', -jon-, -jom-
Kamban-teny 
Lohateny Zo (Andriamanantena Georges)

Teny iditra zo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be afflicted, to suffer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige [1.3]
 Qu'on afflige, qui souffre [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : zo, zoko, zonao, zony, zontsika, zonay, zonareo, zon', zon-, zom-
Tovonana : -jo, -joko, -jonao, -jony, -jontsika, -jonay, -jonareo, -jon', -jon-, -jom-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra Zo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Anaran' olona 

Teny iditra Zo
Singan-teny zo
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Andriamanantena Georges, 1989
Fanonta printy 1989.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27