|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  zoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano
4  Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra
5  Kiho: Zoron-dalana
6  Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
7  Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro".
8  Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  a corner
10  an angle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  coin
12  angle [1.8, 1.13]
Ohatra  13  Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana. [1.381#]
14  Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro izy, ary misy izay misy hasiny, ets. [1.357#]
Voambolana  15  Matematika: rafitsary
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Sampanteny 
18  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny zoro io

Teny iditra (2/3)41  zoro
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43  jour [1.13]
Voambolana  44  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)47  zôro
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49  zozoro maniry [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  50  En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae. Dans le Nord-Est, synonyme de bilo . [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Voambolana  51  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  52  zoro, zôro, zoro, zôro

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17