|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahio
Fototeny  2  ahy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahina
Ohatra  4  Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao. [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)6  Ahio
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  8  Randzavola: Ahio amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  9  Ahio [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10  Ahyo [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
Tsipelina hafa  12  ahiao, ahiao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13  Toko sy andininy momba Ahio
Tsanganana sy sary iray takila  14  Fitanisana

Fivaditsoratra  15  ahio, aiho, iaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31