Teny iditra | 1 Anatirova |
Singan-teny | 2 anaty, rova |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
4 Haitoetany: monuments |
Ohatra |
5 Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499] 6 Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126] 7 Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437] 8 Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022] 9 Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065] |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 11 Anatirova, ivarotana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20 |