|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
4  Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Betsimisaraka] [1.78]
5  [Tanala] [1.78]
6  Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  weeding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  sarclage [1.8]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)14  ava
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
Ohatra  17  fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba. [1.406#]
Sampanteny 
18  Anarana :
Tohi-kevitra  19  erà
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)22  Avà
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  24  Ivah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  25  Ivva [2.996]
Voambolana  26  Soratra Masina
unkLabel:Xbcvs:  27  Toko sy andininy momba Avà
Tsanganana sy sary iray takila  28  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19