|
|
|
|

Teny iditra1  Besakana
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  3  nom donné à une vielle case malgache se trouvant dans l'enceinte du Rova de Tananarive, au sud de Manjakamiadana et au nord de l'église du palais, et qui fut la demeure même d'Andrianjaka, le conquérant d'Analamanga (ancien nom de Tananarive) et le fondateur du Rova. Besakana devint plus tard le demeure de Ranavalona Ière; c'est là aussi qu'avait lieu, du temps d'Andriamasinavalona, le fameux sacrifice de Trimofoloalina. [1.11]
Ohatra  4  Ary trano natao Lapa dia besakana; [2.59]
5  fa ianareo no vaky loha sy tapa-pe sy lany mondron-kery sy nanao ny ainareo tsy ho zavatra, raha tsy izaho Ramboasalama no hanana an'i besakana. [2.298]
Voambolana  6  Fizahatany: toerana mahaliana
Tsanganana sy sary iray takila  7  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31