|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  marina, tsara [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4  an expression which conveys the idea of exactness, as: (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment). Comp. daina [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/3)5  dana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  nom d'une espèce de palmier. [Tankarana] [1.19]
8  (de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles). Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits. Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, « sobika », chapeaux, etc. Peut-être une simple forme écologique d'Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae). [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)11  Dana
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  13  Dan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14  Dan [2.996]
Ohatra  15  Ary nahoana dana no nitoetra tany an-tsambo? [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Dana
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Fivaditsoratra  19  anda, dana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31