Teny iditra | Fanasan' ny Tompo | |
Singan-teny | fanasana ; Tompo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | (fivavahana protestanta) Fihinanana ny mofo fahatsiarovana ny nataon' i Kristy tamin' Izy nizara tamin' ny mpianany ny mofo nolazainy hoe vatany indray andro talohan' ny nahafatesany: Mandray fanasan' ny Tompo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The Lord's Supper. Fanasana is very frequently used alone for this. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |