Teny iditra (1/13) | 1 la |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana, tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà). 4 Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan. 5 fandavana [Taisaka] [1.78] 6 mandà, miodina [Bara] [1.78] 7 tsy fetezana hanao, tohitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 root of the following [compare to Swahili la, meaning no]: voala, lavina, mandà, mandandà, mafy la [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 refus, reniement, renoncement, rejet, négation [1.3] 10 refus [1.5] 11 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette [1.8] 12 action de nier, de refuser [1.14] |
Fanazavàna teny italianina |
13 rigettare. Nandà ny zanany maditra ny ray aman-dreny: i genitori, hanno rigettato il figlio ostinato 14 rifiutare. Nanda ny fanomezana ny olona: la persona ha rifiutato il dono 15 negare. Manda ny marina ianao: tu neghi la verita [1.18] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/13) | 22 la |
Sokajin-teny | 23 mpampitohy |
Fanazavàna teny frantsay |
24 si [Tanala]
[1.6] |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Ny mpampitohy rehetra |
Teny iditra (3/13) | 26 la |
Sokajin-teny | 27 mpanoritra |
Fanazavàna teny malagasy |
28 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe DA na DIA. Ohatra: la tsara! : tsara! da tsara! : tsara dia tsara! la maro eke! : dia marobe re izy izany! [1.10] 29 teny tanindrana mitovy amin'ny merina hoe EFA. Ohatra: La maty va? : efa maty va? [1.10] |
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Ny mpanoritra rehetra |
Teny iditra (4/13) | 31 la |
Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
33 tonta (fiasana), mihintsana (volo) [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (5/13) | 34 la- |
Sokajin-teny | 35 kianteny |
Fanazavàna teny malagasy |
36 ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra (la table), lasoa (la soie), lasopy (la soupe), lapoely (la poêle), labiera (la bière), labozia (la bougie), ets. ets. [1.10] |
Tsanganana sy sary iray takila |
37 Ny kianteny rehetra |
Teny iditra (6/13) | 38 là |
Sokajin-teny | 39 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
40 ao, etsy, eroa erỳ, izany, izay. Mettez là ce livre: apetraho ao (etsy, eroa) ity boky ity. Il était là tout à l'heure: vao haingana izy no tao. De là au village il y a deux cents pas: hatrao ka hatramy ny tanàna dia misy roan-jato mandingina. [1.4] |
Fanazavàna teny frantsay |
41 any, tany, ho any: là, à une certaine distance, pas visible 42 àny ho àny: quelque part là-bas; bientôt. [1.8] 43 ao, tao, ho ao: là (pas visible) [1.8] 44 eroa, teroa, ho eroa: là bien loin, visible [1.8] 45 indry: voilà! là! [1.8] 46 injao: là! (tout près) [1.8] |
Tsanganana sy sary iray takila |
47 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (7/13) | 48 la |
Sokajin-teny | 49 mpanoritra |
Fanazavàna teny malagasy |
50 ny: La lune (Ny volana) [1.4] |
Tsanganana sy sary iray takila |
51 Ny mpanoritra rehetra |
Teny iditra (8/13) | 52 la |
Sokajin-teny | 53 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
54 izy/,>, azy: Je la vois (Hitako izy, mahita azy aho) [1.4] |
Tsanganana sy sary iray takila |
55 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (9/13) | 56 là |
Sokajin-teny | 57 tambinteny |
Fanazavàna teny italianina |
58 eo (a vista); ao (non a vista); ary (lontano) [1.18] |
Tsanganana sy sary iray takila |
59 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (10/13) | 60 la |
Sokajin-teny | 61 mpanoritra |
Fanazavàna teny italianina |
62 ny [1.18] |
Tsanganana sy sary iray takila |
63 Ny mpanoritra rehetra |
Teny iditra (11/13) | 64 la |
Sokajin-teny | 65 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
66 Ny feo fahenina amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] 67 laharana faha-6 avy ambany amin-ireo litera renisoratra valo natao solom-peo amin'ny solfa, dia ireto izany (atomboka avy ambany): DO, RE, MI, FA, SOL, LA, SI, DO. [1.10] |
Voambolana |
68 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Sary |
|
Teny iditra (12/13) | 70 La |
Sokajin-teny | 71 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
72 Singa mivaingana, faha-57 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
73 Lanthanum. [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
74 Lanthane. [3.1] |
Voambolana |
75 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
76 Fisokajiana miherina |
Teny iditra (13/13) | 77 LA |
Sokajin-teny | 78 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
79 Fanafohezan-tenin' i Los Angeles (adika hoe ny anjely rehetra): tanàna lehibe ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] 80 Fanafohezan-tenin' i Louisiana: fanjakana amin'ny ireto fanjakana dimam-polo ireto ao amin'ny faritanin'i Etazonia. [3.1] |
Voambolana |
81 Haitoetany: tanàna |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07 |