|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  voay ngeza [Tandroy] [1.78]
4  Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a crocodile (a Bantu word) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  crocodile (mot bantou) [1.8]
Ohatra  7  Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [2.5]
8  mikaretsaka ny mamba tsy mahita [2.131]
Voambolana  9  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mamba io
Sary 
15 

Teny iditra (2/3)16  mamba
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Olona goavambe
19  Olona be tenda, be kibo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  Se disait des colosses et des goinfres [2.415]

Teny iditra (3/3)21  Mamba
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  23  Affluent de l'Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana  24  Haitoetany: renirano, farihy
Tsipelina hafa  25  imamba, imamba
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fitanisana

Fivaditsoratra  27  Mamba, mamba, Mamba, mamba

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14