Teny iditra |
mandresiarivo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'un arbre [1.3]
|
| (« qui peut en vaincre des milliers ») La terminaison - arivo ne s'appliquait qu'à ce qui avait trait à la royauté, aux seigneurs les plus puissants. C'est probablement un
ficus (Moraceae). Voir
mandresy.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Mandresiarivo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Ohatra | Mandresiarivo no sampy ny izay nahatoky azy, ary ondrilahy niena makadiry no fanandrata'ny azy raha mankany an-tafìka, ny akoholahy niena koa
[2.48]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|