Teny iditra (1/2) | 1 penina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vy kely fanoratana amin' ny ranomainty [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a pen [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 plume à écrire [1.8] |
Ohatra |
6 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 Penina |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
11 Peninnah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Peninna [2.996] |
Voambolana |
13 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 14 Toko sy andininy momba Penina |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |