Teny iditra (1/4) | 1 seva |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana hafa ilazana ny toaka [1.1] |
Ohatra |
4 Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny seva io |
Teny iditra (2/4) | 7 seva |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 (nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens). Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo). Suivant les régions, ce sont surtout : 11 (Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd. ex Roem. & Schult. (Scrophulariaceae). Voir aussi sevagasy. 12 (Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam. (Scrophulariaceae). Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin. Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets. Les fleurs sont mellifères. L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy. 13 (Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf. Humbert 19 140. [1.196] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: hazo |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny seva io |
Teny iditra (3/4) | 19 Seva |
Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Randzavola: Seva amin' ny Baiboly [1.38] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 Sheva [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 Shiya [2.996] |
Voambolana |
24 Soratra Masina |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Fitanisana |
Teny iditra (4/4) | 26 Sevà |
Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
28 Sceva [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
29 Scéva [2.996] |
Voambolana |
30 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 31 Toko sy andininy momba Sevà |
Tsanganana sy sary iray takila |
32 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/30 |