Teny iditra (1/2) | 1 amena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny hebrio izay fahita amin' ny fiafaran' ny vavaka fanaon' ny kristianina, ka ny heviny dia hoe: Ho tanteraka anie izany [1.1] |
Ohatra |
4 Vita ny amena, dia tapitra ny ainy. [2.649] 5 Ary ravehivavy hanao hoe: amena, amena. [2.996] |
Voambolana |
6 Fivavahana, finoana |
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 Amena |
Singan-teny | 9 amena |
Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenin-tononkalo) |
Voambolana |
11 Haisoratra: tononkalo |
Mpanoratra |
12 Raoely James |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 14 Amena, amena, mañea, Amena, amena, mañea |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |