Teny iditra | 1 andrakomora |
Singan-teny | 2 andra, ho, mora |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaniry famonoana bibikely toy ny parasy, moka, sns... (Cadia pedicellata) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (de andra : action de se lever la tête, ho mora : qui rend facile ; cet arbuste ayant des belles fleurs rouges, il lui est facile de faire lever les yeux) Cadia pedicellata Baker (Fabaceae). Utilisée pour la préparation des poisons de pêche. Ichtyotoxique. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |