|
|
|
|

Teny iditra 1  andrefana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the west [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 ouest [1.3#40, 1.8]
Ohatra  6  Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857#]
7  Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472#]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tambinteny :
Voambolana  11  Toerana
Tohi-kevitra  12 atsinanana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  andrefana, 19 fanderana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07