Teny iditra (1/2) | 1 androranga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' ahitra fanao kitay bozaka, tsara firehitra aoka izany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (de andro : le jour et ranga : action de se lever). Herbe employée comme combustible par les gens pauvres qui n'ont pas les moyens d'acheter du bois de chauffage. Elle fournit un feu si peu efficace qu'il faut s'y prendre dès le lever du jour pour préparer le répas. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: ahitra |
Teny iditra (2/2) | 6 androranga |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 toerana fanariam-pako eny ivelan'ny tanana 9 tany tsy misy hazo ala fa kirihitr'ala madinika fotsiny any Imerina [Betsimisaraka] [1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |