Teny iditra |
antsantsa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A shark. See akio
[1.2]
|
| A shark [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Requin [1.8]
|
Ohatra | iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony.
[2.5]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
antsantsa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
antsantsa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|