|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  baba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ray [Bara, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4  dada [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5  Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
6  Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  father [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  (vieux mot). Papa [1.3]
Ohatra  9  tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69#]
10  maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  12  Aba, kaky
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)14  baba
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
17  Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18  an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  Beau, magnifique, fameux [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)21  baba
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23  miharihary [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)24  baba
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  jereo babaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24