Teny iditra | be anaka | |
Singan-teny | be ; anaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zaza iray efa be taona vao manan-jandry indray [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Tovy hevitra | be no aizana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |