|
|
|
|

Teny iditra1  bele
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  vomanga [Bara] [1.78]
4  karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc. [Betsileo, Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  patate douce [1.13]
7  (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
8  [Betsileo]
Ohatra  9  Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao. [2.606]
Voambolana  10  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  bele, lebe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31