|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  -bory
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vory

Teny iditra (2/6)3  bory
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5  Anarana ilazana karazan' omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika dia hoe omby bory. [Merina] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  round; cropped, shortened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  sans rien qui dépasse, rasé (en parlant de la tête) [Taisaka] [1.82]
8  rond; écourté [1.8]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra (3/6)16  bory
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  serpe [1.13]
Voambolana  19  Fitaovam-piasana

Teny iditra (4/6)20  bory
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  22  gratis, sans raison. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (5/6)23  bory
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25  fohy kely [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (6/6)26  bory
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28  (du malais burit) Se dit d'un arbre élagué de ses branches, taillé en tête de saule. [Merina] [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  30  -bory, bory, -bory, bory

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06