|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  bozy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  nain, nabot [1.3#93, 1.196]
5  se dit des petites filles [1.3]
6  personnage contrefait [1.196]
Anaran' olona 

Teny iditra (2/7)8  bozy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a catheter [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  sonde, instrument de chirurgie [1.3#93]
Voambolana  13  Fahasalamana

Teny iditra (3/7)14  bozy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16  baobab tree [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  Adansonia za Baill. ; Adansonia madagascariensis Baill. (Malvaceae). Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets. [Tankarana] [1.196]
18  Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme. Racine comestible, activement recherchée en cas de disette. [Tandroy] [Sakalava]
Voambolana  19  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
22 

Teny iditra (4/7)23  bozy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [Sakalava] [1.1]
Tsipelina hafa  26  bojy

Teny iditra (5/7)27  bozy
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  râpe à coco. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (6/7)30  Bozy
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny malagasy  32  Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  33  Used in speaking of children [1.2]
Voambolana  34  Fanampin' anarana (vavy)
Tsipelina hafa  35  koto, koto
Tsanganana sy sary iray takila  36  Fitanisana

Teny iditra (7/7)37  Bozy
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  39  Buzi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  40  Buzi [2.996]
Voambolana  41  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  42  Toko sy andininy momba Bozy
Tsanganana sy sary iray takila  43  Fitanisana

Fivaditsoratra  44  Bozy, bozy, Bozy, bozy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14