|
|
|
|

Teny iditra1  efadafy
Singan-teny  2  efatra, lafy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira [1.1#182]
5  sary misy lafiny efatra [1.1#182]
Fanazavàna teny frantsay  6  quadrilatère [1.13.fr#35]
Voambolana  7  Matematika: rafitsary
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13