Teny iditra | enimpolo | |
Singan-teny | enina ; folo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Sixty [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Soixante [1.5] | |
Marika iraisam-pirenena | 60 [3.1] | |
Ohatra | Tonga koa Dokotera Raseta Joseph. Ny nahagaga taminy dia ny heriny, herin-tena, herin-tsaina. Lehilahy efa enimpolo taona izy tamin' ny izay
[2.356] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |