|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  etry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  humbled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  qu'on abaisse, qu'on humilie [1.8]
Sampanteny 
6  Anarana :

Teny iditra (2/4)7  etry
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Enti-milaza fitambotsorana na fidinana ho amin' ny ambany sy ny iva
10  Fanivaivana, fanazimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  abaissement, affaissement, tassement, diminution en hauteur, en grade, en rang; humiliation [1.3]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)18  etry
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21  faille [1.13]
Voambolana  22  Haibolantany
Haiendriteny 
23  Tsotra :

Teny iditra (4/4)24  etry
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  lambahoany, kitamby, salaka [Taimoro] [1.78]
27  fehinkibo [Taisaka, Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28  ceinture [Taisaka] [1.82]
Voambolana  29  Toe-karena: zaitra
Haiendriteny 
30  Tsotra :

Fivaditsoratra  31  etry, rety, tery, terỳ

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31