Teny iditra | fahotana mahafaty | |
Singan-teny | fahotana ; mahafaty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ota lehibe, makadiry, mahavery ny fahasoavana mahamasina, mahavery ny aim-pahasoavana (Fiv. kat.) [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Mpanahaka | fahotana madinika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |