Teny iditra (1/2) | 1 famaky |
Fototeny | 2 vaky |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mamaky 5 Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3] |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 8 famaky |
Fototeny | 9 vaky |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 An axe, a hatchet. [1.2] 13 an ax, a cleaver [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 hache [1.3#802, 1.8] |
Ohatra |
15 Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#] 16 Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#] |
Voambolana |
17 Fitaovam-piasana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny famaky io |
Lahatsoratra |
23 Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |