|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  fano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Votrovotro madinika mitranga amin' ny hoditra vokatry ny hafanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  éruption cutanée produite par la chaleur [1.3#149]
Voambolana  5  Fahasalamana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/6)7  fano
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  soka-dranomasina [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy] [1.78]
10  Soka-dranomasina [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  the sea turtle [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  grande tortue de mer [1.54]
13  tortue de mer [1.8, 1.13]
Voambolana  14  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Anaram-biby 

Teny iditra (3/6)16  fano
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Bibikely sahala amin' ny voanosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  a kind of beetle [1.2]
Voambolana  20  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/6)21  fano
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny anglisy  23  a fish [Provincial] [1.2]
Voambolana  24  Haibiby: trondro

Teny iditra (5/6)25  fano
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  Anaran-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28  an acacia-like tree, the wood of which is used in making musical instruments. The seeds were often used formerly in working the sikidy, as indeed is still the case among the Sakalava. In the days of bullfighting the root of the shrub was taken, pounded, put in water, and given to the bulls that were to fight, with the idea that it made them fierce. An infusion of the leaves is now used in cases of colic. Piptadenia chrysostachys, Bth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  29  nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. (volatsàra). [Tankarana] [1.19]
30  Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Bon bois employé en lutherie (instruments de musique). C'était un des arbres sacrés, souvent planté dans les résidences seigneuriales. Graines employées pour tirer le sikidy (divination). Racines réputées stimulantes ; leur décoction était administrée aux taureaux de combat. Écrasées, elles constituaient un emplâtre qu'on appliquait sur les abcès. Feuilles en infusion dans les coliques. Elles entraient aussi dans la composition de l'odi-boiboika (remède contre les tumeurs scrofuleuses). [Merina] [1.196]
31  [Sihanaka]
32  [Tsimihety]
33  [Sakalava]
34  Arbre à écorces riches en saponine « arbre à savon : "il mousse comme le savon et décrasse bien" (Hugon 1818). Graines utilisées pour tirer le sikily (Samat). [Mahafaly] [1.196]
35  [Tanosy]
Voambolana  36  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
37  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  38  fany
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)42  fano
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny frantsay  44  Plante voisine du fandrilavenona d'Imerina, et encore appelée miakana. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  45  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  46  fano, fona

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14