Teny iditra | fantson' amany ambany | |
Singan-teny | fantson' amany ; ambany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fantson'amany miala avy eo amin'ny tatavia mankany ivelany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Urètre [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | fantsom-boa | |
Mpanahaka | fantson' amany ambony | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |