|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  fatra-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fatratra

Teny iditra (2/9)3  fatra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny?
6  Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  a measure for solids and liquids. [1.2]
8  any measure of capacity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  mesure. [Tankarana] [1.19]
10  mesure de capacité [1.8]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny fatra io

Teny iditra (3/9)20  fatra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  kijana
23  havoana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  24  collines offrant un pâturage [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/9)25  fatra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  teny napetraka, hafatra [Bezanozano] [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra (5/9)29  fatra
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31  anaran-kazo, hazo manitra [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  32  (du souahéli matra) Nom générique des bois faciles à traiter, avec lesquels on fait les mesures pour le riz, elles-mêmes appelées fatra ou vata. fatra est à la fois la mesure et l'action de vendre, de faire payer quelque chose. Son emploi montre le passage à l'économie marchande et il est important que le mot soit d'origine souahélie. Il montre que l'idée d'économie marchande est arrivée dans l'Ouest, amenée par les peuples islamisés de la côte orientale d'Afrique. Ceux que les Arabes appelaient le zanj (d'où le nom de Zanzibar). Dans certains dialectes, on prononce fatsa. Les principales espèces connues sous ce nom de fatra sont énumérées ci-dessous [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (6/9)34  fatra
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36  Terminalia pumila Thouars ex Tul. (Combretaceae). Beau bois utilisé aussi en charpente, en menuiserie, etc. L'écorce fournit une teinture jaune. Elle entre parfois dans la composition des belahy, ajoutés aux boissons alcooliques. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/9)39  fatra
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41  Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae) : la moelle fournit une fécule appréciée, genre de sagou. [Betsimisaraka] [1.196]
42  [Tankarana]
Voambolana  43  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/9)45  fatra
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny frantsay  47  « arbre produisant le litimainty ou benjoin » (Hugon 1818). Peut-être aussi un terminalia ? Le vrai benjoin n'existe pas à Madagascar. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  48  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (9/9)49  fatra
Sokajin-teny  50  anarana
Fanazavàna teny frantsay  51  Arbre indéterminé. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  52  Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04