Teny iditra (1/3) | 1 finga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tsatokaty lehibe, tsangambava [Taimoro]
[1.78] 4 voatavo maina atao solon-jinga [Taisaka] [1.78] 5 vilia [Bara, Tanosy] [1.78] 6 zinga [Bara] [1.78] 7 Voatavo fitondran-drano [1.1] 8 Lovia [Sakalava] [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 calebasse servant à boire [Taisaka]
[1.82] |
Teny iditra (2/3) | 11 finga |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 Nom de la gourde calebasse. Lagenaria vulgaris Ser. (Cucurbitaceae). Très commune à Madagascar. Le fruit sec sert à d'innombrables usages : récipients, instruments de ménage, instruments de musique, etc. [Merina, Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 16 finga |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 a shrub or tree [Betsileo]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 nom d'une espèce d'arbre. [Tankarana]
[1.19] 20 Ce qui entrave la marche : comparer à fingana : « croc en jambe ». Nom donné à des arbustes ou arbrisseaux bas et touffus qu'on traverse difficilement. [Betsileo, Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: hazo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |