Teny iditra (1/2) | 1 fioka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 sioka [Bara]
[1.78] 4 Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing. 6 whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2] |
Ohatra |
7 Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any. [2.472] |
Voambolana |
8 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 fioka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 kapoka [Bara, Tambahoaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 17 fikoa, fioka, kofia, ofika |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |