Teny iditra (1/2) | 1 fondro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 hofan-trano, ets. [Tambahoaka]
[1.78] 4 sarany, hofan-trano, ets [Taisaka] [1.78] 5 hofa, hofany [Sihanaka] [1.78] 6 hofa, sara [Tanosy] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 hire, wages. See karama, tamby [Provincial]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 prix du loyer [Taisaka]
[1.82] 9 Reproche, blâme, censure, faute, tâche [1.3#184] |
Teny iditra (2/2) | 10 fondro |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Tsiny, fanakianana avy amin' olona, hadisoana: Miala tsiny miala fondro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 blame, censure [1.2, 1.7] 14 reproach, fault. See tsiny [1.2] 15 ; used in set expressions, as tsiny aman-pondro [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 blâme, censure, s'emploie surtout dans des locutions comme tsiny aman-pondro [1.8] |
Voambolana |
17 Filôzôfia |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny fondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/04 |