Teny iditra (1/3) | 1 forona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tapitra, fongana [Sihanaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 consumed, burnt, reduced to nothing, as an over-cooked piece of meat, a burnt house, etc. [Provincial]
[1.2] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 6 forona |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 formed; fashioned as a thing. See ary [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 création, invention, production de l'esprit, des sciences, des arts, formation, fabrication, construction: Tsara forona ity milina ity (Cette machine a été bien fabriquée) [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 16 forona |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 Karazan' ahitra maniry anaty rano, fanaovana harona, tsihy... (Scirpus corymbosus) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
19 the name of a kind of grass used in making hats, baskets, etc. See hazondrano. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 espèce de jonc servant à faire des nattes, des corbeilles; comme hazondrano. Scirpus corymbosus 21 herbe qui sert pour le chauffage; comme horondrano [1.3] 22 Nom général donné aux matières premières de sparterie et notamment à celles qui servent à faire des nattes fines et des chapeaux. Ce sont : [Merina] [1.196] 23 [Betsileo] 24 des Poaceae, notamment Rhytachne caespitosa (Baker) Bosser ; 25 des Cyperaceae et surtout Scirpus corymbosus L. et Scirpus juncoides Roxb. [Tanala] |
Ohatra |
26 koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59] |
Voambolana |
27 Haizavamaniry: ahitra |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 31 fanoro, forona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |