|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  gaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the quacking of a duck. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  cri du canard, du corbeau [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
7  Feo
Sampanteny 
8  Anarana :

Teny iditra (2/4)9  gaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka [1.1]
Mpanahaka  12  tsolotra, kolikoly, totohondry vola, sisika.

Teny iditra (3/4)13  gaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]
Sampanteny 
16  Anarana :

Teny iditra (4/4)17  gaka
Sokajin-teny  18  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  19  for goka [Provincial] [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12