|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gegy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Romotra: Alika gegy
4  Misafoaky ny hatezerana: Olona gegy na gegin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  imprudent, indiscreet, obstinate, foolish, mad. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  enragé [Tankarana] [1.3, 1.19]
7  Imbécile, insolent, fou de colère [1.3]
8  imprudent, indiscret [Tankarana] [1.19]
Ohatra  9  Longonareo io laha tsy olobe ka nataoko olo gegy! [2.606]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  15  gaigy
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  gegy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19  the shallow water when the tide has receded. See kara [Provincial] [1.2]
Voambolana  20  Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11