Teny iditra (1/2) | 1 haga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra) [Betsileo]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a hat with a brim. (Prov.) [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 hagà |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 an amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 conte, sornettes [1.54] |
Voambolana |
11 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 12 anjabobo, angano, anoano, arira, fasitara, habobo, karijo, tantara valamaty, taria |
Fivaditsoratra | 13 haga, hagà, haga, hagà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |