|
|
|
|

Teny iditra1  haingihaingy
Fototeny  2  haingy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingihaingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  rather ashamed, or confused. See menatra, haihay [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  confusion, timidité
7  confus [1.3]
Voambolana  8  Ontam-po
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  13  aingiaingy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20