|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hala-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe halatra

Teny iditra (2/3)3  hala
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5  tsy tiana [Betsimisaraka] [1.78]
6  Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny
7  Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy
8  Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  hated, detested, abhorred. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  haï, détesté [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)20  hala
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] [1.78]
23  maingoka [Taifasy, Taisaka] [1.78]
24  bibikely manaikitra [Betsimisaraka] [1.78]
25  Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26  a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2]
27  a spider [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28  scorpion [Taisaka] [1.82]
29  araignée [1.8]
Voambolana  30  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny hala io
Lahatsoratra  34  Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  35  hala-, laha-

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29