|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  haoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :

Teny iditra (2/3)6  haoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fahamaimaizana, fahadodonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  earnest desire, eagerness, craving, longing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  impatience, vif désir de [1.3]
11  vif désir. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  12  Ontam-po
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Anarana :

Teny iditra (3/3)15  haoka
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  17  for faoka [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  18  hakoa, haoka, hoaka, ohaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31