Teny iditra (1/2) | 1 hazary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ody, fanafody [Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] 4 fanafody [Taimoro, Tanosy] [1.1] 5 ody famosaviana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a charm, an enchantment. See mosavy, ody, vorika. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 amulettes, remèdes [Taisaka]
[1.82] 8 (dans toute l'île). Substantif et racine verbale (probablement de l'arabe hasara : conjonction du sort, destin, prédiction). Nom donné en général aux sortilèges et pratiques magiques [1.196] |
Ohatra |
9 Marangitra no natao anaran' ny riana rehetra fampandroana hazary fahiny. [2.245] |
Voambolana |
10 Fahasalamana 11 Fivavahana, finoana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 17 hazary |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 hasina, fahitana, faminaniana [Sihanaka]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |