Teny iditra itony
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy this [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay celui-ci, ce [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra itoy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Itony tany no tsotsofina; [Dahle: Angano, takila 287]
2Mankasitraka, fa soa itony. [Ndemahasoa: Antakay, takila 52]
3Tsy hita itony olona itony. [Andraina: I Vola, takila 88]
4Inona izao no anaran' itony? [Andriamalala: Ranomasina, takila 63]

2019/08/17