Teny iditra | 1 izatỳ |
Fototeny | 2 ity |
Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy? [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 celui ou celle qui est là-bas, ce qui est là-bas [1.5] |
Ohatra |
6 ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny; [2.69#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny mpisolo rehetra 8 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |