|
|
|
|

Teny iditra1  kisoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  porc [1.54]
6  porc, cochon [1.8]
Ohatra  7  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
8  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny kisoa io
Lahatsoratra  15  Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16  akiso, isoka, kiosa, kisoa, osika, sioka, sokia

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27