Teny iditra | kotrok' orana | |
Singan-teny | kotroka ; orana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fipoakan' ny kotrobaratra mialoha ny iavian' ny orana [1.1] | |
Voambolana | Haitoetrandro | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kotrok' orana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21 |