Teny iditra (1/2) | 1 laina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy fahazotoan-komana 4 Tsy faharisihana hanao zavatra, hakamoana, fidonanaham-poana: Ny zoto ahandroana, ny laina itonoana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 laziness, idleness, sluggishness [1.2] 6 laziness, idleness [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 paresse [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny laina io |
Teny iditra (2/2) | 13 laina |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 (de laina dans le sens de : sans appétit, qui n'a envie de rien . allusion aux propriétés anorexiantes). Clerodendrum incisum Klotzsch (Lamiaceae). Le fait de mâcher les rameaux fait disparaître les sensations de faim. Feuilles fraîches utilisées en teinturerie : après les avoir contusées, on les fait bouillir. On recueille le jus et on le concentre une demi-heure. Donne une couleur rouge orange. En ajoutant des cendres, la teinte subit un virage vers le rouge sombre. [Tsimihety]
[1.196] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |