|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lasana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  gone, departed, carried off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  parti [1.8]
Ohatra  6  Dia lasana izy niakatra teny an-tanety; [2.366#172]
7  Hitako fa lasana eritreritra mafy i Feno teny am-pandehanana. [2.472#197]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny lasana io

Teny iditra (2/3)16  lasana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  partez, faites, frappez [1.3#388]
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny mpamaritra mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)21  lasana
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  Karazan-javamaniry mandady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24  the name of a creeping plant [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25  nom d'une plante grimpante [1.3]
26  (du malais lungsur : tout ce qui passe, qui est éphémère). Nom des plantes annuelles, qui se développent rapidement puis disparaissent pendant la saison sèche. Ce nom est appliqué en particulier à une petite plante rampante indéterminée (A. Grandidier, Malzac, Firaketana Malagasy, etc.). [Merina] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  28  lasana, salana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05